Entry sodisody
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. [1.1]
Explanations in French Réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder [1.3]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2021/06/13