|
|
|
|

Entry (1/2)1  misodisody
Root  2 sodisody
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, mihaodihaody; mandehandeha manodidina: Misy olona misodisody manodidina ny tranony, hono, isan' alina [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  misodisody
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11 misavoana [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  12 midisodiso, misodisody

Updated on 2025/09/12