| Entry | 1 soamantsara |
| Elementary words | 2 soa, 3 amana, 4 tsara |
| Part of speech | 5 adjective |
| Examples |
6 Izaho tany amy ny tany lavitra tonga soamantsara
[2.59#277]
7 Raha saika handeha kanefa tafajanona: sitrana soamantsara [1.381] 8 Hotahin'Andriamanitra anie ianareo, ho tonga soamantsara any amin'ny tany halehanareo! [2.298#87] |
| Other spellings | 9 soa aman-tsara |
| Updated on 2025/11/02 |
|