|
|
|
|

Entry1  sivily
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Examples  4  Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany. [2.472]
Other spellings  5 sivilina

Anagrams  sivily, 6 vilisy

Updated on 2025/09/12