|
|
|
|

Entry1  sivilina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivilina ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Other spellings  4 sivily

Updated on 2025/09/12