Entry sinokatra (sokatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voasokatra, nosokafana, novohaina hahitana ny ao anatiny: Nosinokatra ny vata ka inona no tao [1.1]
Explanations in French Qu'on a ouvert, entr'ouvert, découvert, où l'on a permis de passer de nouveau [1.3]
Morphology 
Present : sinokatra, sinokatro, sinokatrao, sinokany, sinokatsika, sinokatray, sinokatrareo, sinokatr', sinoka-, sinokatry
Past : nosinokatra, nosinokatro, nosinokatrao, nosinokany, nosinokatsika, nosinokatray, nosinokatrareo, nosinokatr', nosinoka-, nosinokatry
Future : hosinokatra, hosinokatro, hosinokatrao, hosinokany, hosinokatsika, hosinokatray, hosinokatrareo, hosinokatr', hosinoka-, hosinokatry
Synonyms voasokatra

Anagrams 

Updated on 2021/02/27