Entry |
singotr > singotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana Fatotra manao amparapaingo Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany Teny misy fitaka atao mba hampahita loza [1.1]
|
Explanations in French | Action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver Figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre [1.3]
|
Examples | ny rofia iray lanjana, nakana rofia iray singotra.
[2.436]
|
Morphology |
Simple : |
singotra,
singotro,
singotrao,
singony,
singotsika,
singotray,
singotrareo,
singotr',
singo-,
singotry |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|