|
|
|
|

Entry1  simenitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika
Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1]
Explanations in French  4  ciment [1.13]
Examples  5  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
6  Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470]
All compound words 
Vocabulary  9  Economy: buildings, public works
Other spellings  10  siman

Anagrams  11 mañeritsy, maneritsy, 12 ministera, 13 mirañitse, 14 simenitra

Updated on 2025/09/19