Entry fisikinana (sikina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] fitafiana [Rakotosaona 1972]
   Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
¶ Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [Rajemisa 1985]
Articles  

Updated on 2017/06/29