|
|
|
|

Entry1  seza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [1.1]
Explanations in English  4 a chair [1.7]
Explanations in French  5 chaise [1.8]
Examples  6  Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao. [2.472]
7  Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako. [2.471]
All compound words  8  8 combinations of this word
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13