|
|
|
|

Entry1 sevosevo
Part of speech  2 adjective
Explanations in Malagasy  3Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony. [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  19sevoka, sevotsevoka

Updated on 2025/09/19