|
|
|
|

Entry1  fisevosevo
Root  2 sevosevo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban' ny olona misevosevo na misevotsevoka, izany hoe maimay, mirotoroto, mikorododo [1.1]
Synonyms  5 fisevotsevoka

Updated on 2025/09/12