Entry sendikan > sendikà
Part of speech noun
Malagasy definition Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [Rajemisa 1985]
 fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [SLP 1986]
French definition syndicat [SLP 1986]
Morphology 
sendikà
sendikan'
Origin French: syndicat.
Examples Malalaka ny fidirana aminà sendika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]