Entry sendikà
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [Rajemisa 1985]
   fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [SLP: Voambolana]
French translation   syndicat [SLP: Voambolana]
Examples   Malalaka ny fidirana aminà sendika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Morphology  
sendikà
sendikan'
Origin   French: syndicat.

Updated on 2017/08/07