|
|
|
|

Entry1  sempotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Tsy afa-miaina noho ny hafanana be loatra: Sempotry ny hafanana aho izany.
4 Tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra na ny fibosesiky ny rivotra be loatra, misanehaka noho ny hazakazaka: Nihazakazaka aho ka sempotra ~ Rehefa mandeha ny aotomobilina ka mivoha ny varavarana, mila ho sempotra ny zazakely ~ Sokafy aho fa sempotra.
5 Be raharaha na ahiahy na alahelo ka toa tsy afa-miaina noho ny fahasahiranana: Sempotry ny volan' olona Rakoto ~ Mbola sempotry ny fanadinana aho ka tsy afa-manoratra. [1.1]
Explanations in French  6 Essoufflé, haletant, étouffé, suffoqué: Nihazakazaka aho ka sempotra (J'ai couru et je suis tout essoufflé) ~ Sempotry ny hafanana aho (Je suis étouffé par la chaleur).
7 Figuré: accablé d'embarras, de tristesse, vivement impressioné: Sempotry ny volan' olona aho (Je suis dans le plus grand embarras à cause de mes dettes) ~ Sempotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse). [1.3]
Examples  8  sempotra dia sempotra izy, toa nenjehin'inona. [2.324]
9  Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Analogs  32  ana, 33  anyambolontsofinanyaina, 34  mihehaka, 35  mikoika, 36  misanehaka, 37  misefosefo, 38  misohika, 39  mitranganylela, 40  tsyavymiaina

Updated on 2025/11/11