| Entry (1/2) | 1 sela |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy
[1.1] |
| Explanations in French |
4 cellule
[1.13] |
| Examples |
5 ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
[1.357#]
|
| Vocabulary | 6 Biology |
| Combinations | 7 18 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sela |
| Entry (2/2) | 8 Sela |
| Part of speech | 9 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
10 Sela
[2.996] |
| Explanations in English |
11 Salah
[2.996] |
| Explanations in French |
12 Shélah
[2.996] |
| Examples |
13 fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
[1.38#515]
|
| Vocabulary | 14 Holy Scriptures |
| Synonyms | 15 sale |
| Biblical quotes | 16 Chapters and verses mentioning Sela |
| Article | 17 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela |
| Anagrams | 18 Lesà, 19 sale, sela, Sela |
| Updated on 2026/04/24 |
|