| Entry | 1 sehotra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory
[1.1] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 6 liaka, 7 liana, 8 litika, 9 saliadiaka, 10 salitika, 11 sedika, 12 seriny |
| Anagrams | 13 herotsa, sehotra, 14 tresaho |
| Updated on 2025/12/08 |
|