Entry savika
Part of speech noun
Malagasy definition Fitolomana hanjera..,; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan' ny fanekem-pokonolona taloha ny savika omby
¶ Fihamboana ho manana zo tsy ananana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2017/04/03