|
|
|
|

Entry1  misavika
Root  2 savika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885)
5 Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako
6 Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona [1.1]
Explanations in French  7 Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre
8 s’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un,
9 pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement [1.3#591]
10 s'accrocher, s'entortiller activement [1.196]
Examples  11  misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres) [1.3#591]
12  Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche) [1.3#591]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
All compound words  17 misavi-drazana
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17