Entry | 1 sarin-domano |
Elementary words | 2 sary, 3 lomano |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 fanaovana fihetsika toy ny milomano; ilazana koa ny hafetsena sy olakolaka entina mitana amin' ny famotorana [1.1] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word sarin-domano |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |