| Entry | 1 sarin-dahy |
| Elementary words | 2 sary, 3 lahy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|