|
|
|
|

Entry1  sarim-bavy
Elementary words  2 sary, 3 vavy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Lehilahy manao fihetsika amam-piteny toy ny vehivavy; lehilahy manao ny fombafomban' ny vehivavy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao. [1.1]

Updated on 2025/09/12