| Entry | 1 sareraka |
| Root | 2 reraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan' ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|