|
|
|
|

Entry1 sara-droa
Elementary words  2saraka, 3roa
Part of speech  4 locution
Explanations in Malagasy  5 Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1]
Vocabulary  6 Hairstyles

Updated on 2025/09/12