|
|
|
|

Entry1  saobakaka ambody riana
Elementary words  2 saobakaka, 3 ambody, 4 riana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [1.1]

Updated on 2025/09/12