|
|
|
|

Entry 1  samy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
Explanations in English  4 both, each, every one [1.7]
Explanations in French  5 chacun, l'un et l'autre [1.8]
Examples  6  samy manana ny tiany. [2.296#54]
7  samy naka aina aloha. [2.4#60]
8  samy tia, samy manina. [2.69#228]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
11  Imperative :
Combinations  12  19 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word samy
Tables and plates  13  All the pronouns

Anagrams  14 Amsì, 15 masy, 16 misà, misa, samy, 17 sima

Updated on 2026/03/23