Entry sampivato
Part of speech noun
Malagasy definition Vahy mandadina misy matsilotsilo ny raviny [Rajemisa 1985]
French translation  [Merina] (de sampy : se tenir à califourchon ; et vato : pierre ; allusion aux rocailles escarpées que cette espèce affectionne). Urera acuminata (Poir.) Gaudich. ex Decne. et Urera acuminata var. perrieri Leandri (Urticaceae). On en fait une préparation ocytocique et abortive. Ce n'est pas une liane, contrairement à ce qu'écrit Malzac, mais un arbuste à feuilles urticantes. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Urera acuminata, Urera acuminata var. perrieri
Examples 
1Ny hazo kypreso haniry ho solon' ny tsilo, ary ny rotra ho solon' ny sampivato; [Baiboly]
2Ary nony vaky nandositra izy, mandray ny amiana sy ny sampivato fa betsaka ao, ary mandray azy Sakalava, ka mivotrovotro ny tanany sy ny tena ny azo ny amiana sy ny sampivato [Callet: Tantara]

Updated on 2020/10/23