|
|
|
|

Entry1  sampilahy
Elementary words  2 sampy, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 samboady [Tambahoaka] [1.78]
6 Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy [1.1]
Examples  7  Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy. [1.437#]
8  Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io. [2.857#]

Updated on 2025/09/12