Entry sampan > sampana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo
¶ Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa
¶ Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany
¶ Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany [Rajemisa 1985]
Explanations in English a branch, a branching off; a branch group or organization [Hallanger 1973]
Explanations in French branche; branchement; filiale [Hallanger 1974]
 . Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où : [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Examples Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [Andraina: Mitaraina, page 63]
Toponymy Place names having the word sampana (1): Antsampandrano

Entry sampan > sampa
Part of speech noun
Explanations in French  [Vezo] Pilier  - > toha [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]

Entry sampan > sampa-
Part of speech morphological form of the word(s) sampana