|
|
|
|

Entry1  sampana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo
4 Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa
5 Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany
6 Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany [1.1]
7 rantsana, karazana [1.13.mg#174]
Explanations in English  8 a branch, a branching off; a branch group or organization [1.7]
Explanations in French  9 Iray amin' ny fizaran' ny vatan-javamaniry: Tsara raha tapahina ny rantsana madinika rehetra amin' ny
10 sampan' ny paiso mba hamoazany be
.
11 Iray amin' ny fizarazarana ao anaty rafitra misy antanan-tohatra.
12 Lalam-piofanana eo amin' ny sehatry ny asa na ny fianarana. [1.60#907]
13 branche; branchement; filiale [1.8]
14 . Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où : [1.196]
15 branche, genre, embranchement [1.13.fr#174]
Examples  16  Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  37  Botany 38  Relationships: (in general)
All compound words  39  6 combinations of this word

Anagrams  40 mpanasa, 41 sampana

Updated on 2025/11/17