|
|
|
|

Entry (1/2)1  samoina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Explanations in French  10  [1.3#570] murmure
Examples  11  [2.529#] Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka.
12  [2.69#] Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany.
Proverbs  13  Proverbs containing the word samoina

Entry (2/2)14  samoina
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany
Explanations in English  17  [1.7] the moth of the silkworm
Explanations in French  18  [1.8] papillon du ver à soie
Vocabulary  19  Zoology: invertebrates

Anagrams  20  amasony, amisano, imasoan, isaonam, masoina, masonay, miosaña, misaonà, misaona, nimasoa, omasina, samoina, somaina

Updated on 2025/08/21