Entry salohy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [Rajemisa 1985]
English definition   a head of rice; a cluster of grapes [Hallanger 1973]
French definition   épi, grappe [Abinal 1888]
   épis de riz; grappe de raisins [Hallanger 1974]
Examples  
1Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [Andraina: Sahabe, page 1]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [Andraina: Mitaraina, page 223]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Entry salohy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] Lefona [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  

Entry Salohy
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Ratsifandrihamanana: Salohy
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19