Entry salehotra (lehotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahamaikamaikana foana; fahasahisahiana; fiselontselonana amin' ny raharahan' ny sasany [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/03/05