| Entry | 1 fisalehorana |
| Root | 2 salehotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fahamaikamaikana foana, fiselontselonana amin' ny raharahan' ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|