Entry | 1 sakoitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1] 4 karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13] |
Explanations in English |
5 the tenia worm [1.7] |
Explanations in French |
6 ténia [1.54, 1.8] 7 ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13] |
Examples |
8 Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty;
[2.48]
|
Derivatives |
|
Vocabulary | 10 Zoology: invertebrates 11 Health |
Synonyms | 12 viky vahy |
Analogs | 13 kankana, viky |
Anagrams | 14 akositra, 15 arotsika, 16 asokitra, 17 atsikora, 18 sakoitra, 19 sakorita, 20 satrikoa, 21 tsakoria, 22 tsoriaka |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |