| Entry | 1 sakaizam-patana |
| Elementary words | 2sakaiza, 3fatana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo [1.1] |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|