Entry | 1 saikatsaikatra |
Root | 2 saikatra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1] |
Explanations in English |
5 hesitant, undecided [1.7] |
Explanations in French |
6 qui hésite; [1.8] |
Examples |
7 Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay.
[2.472]
|
Synonyms | 8 saikatra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |