|
|
|
|

Entry1  sahiratsy
Elementary words  2 sahy, 3 ratsy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazan' angady fa mivelatra kokoa ny lelany [1.1]
Examples  6  Ary misy olona mihazakazaka manodidina mitana sahiratsy amboarana ny vanja. [1.437#]
Vocabulary  7  Tools
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02