|
|
|
|

Entry1  sahanina
Root  2 sahana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1]
Explanations in English  5 to be faced up to [1.7]
Explanations in French  6 (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3#557]
7 à quoi on fait face [1.8]
Examples  8  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13  2 combinations of that word

Anagrams  sahanina, 14 Sahinana

Updated on 2025/12/08