|
|
|
|

Entry1  sady taviny no volony
Elementary words  2 tavy, 3 tavy, 4 volo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy [1.1]

Updated on 2025/09/12