Entry | 1 sady |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1] |
Examples |
4 sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery.
[2.4]
5 hoy izy sady mihinana ihany. [2.470] |
All compound words |
|
Anagrams | 7 dasy, 8 disa, 9 sady |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |