Entry sa
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition Ampiasaina hisolo ny "na" raha manontany, ka araka izany, dia entina hampisafidy amin' ny zavatra roa: Inonano tianao, zanaka sa harena [Rajemisa 1985]
English definition or ? used in question or in presenting alternative choices, as: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (which do you like; the white one or the red one ?) [Hallanger 1973]
French definition ou; sert à poser une question en présentant un choix; ex.: inona no tianào, ny fòtsy sa ny mèna ? (lequel aimez-vous, le blanc ou le rouge?) [Hallanger 1974]

Entry sa~
Part of speech prefix [Words with sa~]
Malagasy definition Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza asa misy fihetsehana: Sabaka (baka), safelika (felika) [Rajemisa 1985]
English definition a prefix to many roots, as safidy for fidy, etc. [Richardson 1885]
French definition préfixe qu'on ajoute à certaines racines et qui sert à former des racines secondaires: savily de vily. [Abinal 1888]

Entry sa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] vintana, lahatra [Rakotosaona 1972]

Entry sa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] resaka, teny [Rakotosaona 1972]

Entry sa
Part of speech feminine adjective
French definition -ny: Sa mère (ny reniny) [Sims 1969]

2017/06/29