Entry roka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano] lava-trandraka [Rakotosaona 1972]

Entry roka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zezika, zezika miavosa kely na fotaka manampina ny vava lavaky ny foza. [Rajemisa 1985]
   tany mainty mahavokatra [SLP: Voambolana]
French definition   fumier, humus [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry roka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fananana [Rakotosaona 1972]

Entry roka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] honahona [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/08/21