| Entry | 1 rodorodo |
| Root | 2 rodo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana
5 Hamaikana, hadodonana [1.1] |
| Examples |
6 Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo.
[2.4]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 25 Sound |
| Analogs | 26 heninkenina, 27 korobobo, 28 korododo, 29 rotoroto |
| Anagrams | 30 dorodoro, rodorodo |
| Updated on 2025/10/31 |
|