| Entry | 1 mirodorodo |
| Root | 2 rodorodo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany? Miasa haingana, mirotoroto [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 midorodoro, 10 mirodorodo |
| Updated on 2025/09/12 |
|