|
|
|
|

Entry1  roavoamena
Elementary words  2  roa, 3  voamena
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Voamena roa (0,40Fr) [1.1]
Examples  6  Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. [1.437#]
7  Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41]
Vocabulary  8  Economy: finances, management

Updated on 2025/09/12