Entry | 1 roa sosona |
Elementary words | 2 roa, 3 sosona |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 roa mikambana, na mitambatra [1.1] |
Examples |
6 roa sosona ny soa mety ho azonareo.
[2.332]
7 Adidy roa sosona no handehanako, na dia izaho irery aza! [2.270] |
Anagrams | 8 roa sosona, 9 sosoarano |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |