| Entry | 1 rizareo |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro olona maro.
[1.1] |
| Examples |
4 Resy rizareo any Imady!
[2.270]
5 Tsy tonga mihitsy rizareo. [2.332] 6 Tonga nanao sovoka alina an' Ambohimanga rizareo; [2.113] |
| Morphology |
|
| Tables and plates |
9 All the pronouns |
| Updated on 2025/09/12 |
|