|
|
|
|

Entry 1  riana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1]
Explanations in English  4 rapids, a waterfall [1.7]
Explanations in French  5 rapide, cascade [1.8]
Examples  6  Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245#102]
7  Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69#244]
8  Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529#10]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Vocabulary  13  Geography: (in general)
Combinations  14  40 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word riana
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Illustrations 
16  17  18 
19  20  21 
22  23  24 

Anagrams  25 añary, 26 anira, 27 arina, 28 iràna, 29 Naray, 30 raina, riana

Updated on 2026/03/07