| Entry | 1 retsidretsika |
| Root | 2 retsika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any.
5 Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika. 6 Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro.. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 16 retsika |
| Updated on 2025/09/19 |
|